Katesizin’ny Fiangonana Katôlika
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Ny Katesizin' ny Fiangonana Katôlika dia asasoratra fampianarana momba ny foto-pampianarana katôlika izay mamintina ny finoana sy ny fampianarana ary ny môralin' ny Fiangonana katôlika. Nankatoavina tamin' ny 11 Oktobra 1992 sy navoaka tamin' ny 7 Desambra 1992 io boky io. Ny fampandriana azy an-tsoratra dia tolo-kevitra avy amin' ny Fivoriambe tsy ara-potoana nataon' ny Sinaodin' ny Eveka tamin' ny taona 1985, roapolo taona taorian' ny fiafaran' ny Kônsily Vatikana II sady nankatoavin' ny papa Joany Paoly II tamin' ny 7 Desambra 1985.
Ity katesizy ity dia asasoratra natao hakana hevitra ho an' ny mpino katôlika rehetra momba ny tenim-pinoana (na dôgma), ny sakramenta, ny fiainana ara-môraly sy fiainana ara-panahy, izay manao tanjona ny hanamora ny fanoratana katesizy isan-toerana. Fanangonan-tsoratra lehibe ity katesizy ity, izay nosoratana amin' ny fomba mazava sy mora ianarana mba ho azon' ny besinimaro. Nisy ny fanontana fanindroany tamin' ny volana Aogositra 1997. Nisy koa ny endrika mifintin' io katesizy io izay navoaka tamin' ny taona 2005, ary tamin' ny Andro Maneran-Tany ho an' ny Tanora 2011 dia nisy ny endrika manokana izay natao ho an' ny tanora (dia ny YouCat).
Folo taona mahery taorian' ny nivoahan' ilay Katesizy no nahavitan' ny dika teny malagasy, izay niandraiketan' ny Vaomieran' ny Eveka misahana ny Fandalinam-pinoana sy ny Baiboly ary ny Litorjia eto Madagasikara, nandritra ny efa-taona, nanomboka tamin' ny volana Janoary 2005 ka nifarana tamin' ny volana Aogositra 2009.
- Teny mialoha ¶1–25
- I.Ny fiainan’ny olombelona – mahalala sy mitia an’ Andriamanitra ¶1–3
- II.Mampita ny finoana – ny katesezy ¶4–10
- III.Ny kendrena sy ny olona andefasana ity Katesizy ity ¶11–17
- V.Torolalana arahina amin’ny fampiasana ity Katesizy ity ¶18–22
- VI.Ny fampisahaza ilaina ¶23–25
- Ambonin’ny zavatra rehetra – ny Fitiavana ¶25
- Fizarana 1 Ny fiekem-pinoana ¶26–1065
- Sampana 1 “Izaho mino” – “Inoanay” ¶26–184
- Toko 1Toko Voalohany ¶27–49
- “Afaka mahatakatra an-tsaina” an’Andriamanitra ny olombelona Tsy misy mifanandrify aminy ao amin’ny asa soratra hafa
- I.Ny faniriana an’Andriamanitra ¶27–30
- II.Ny lalana mankamin’ny fahalalana an’Andriamanitra ¶31–35
- III.Ny fahalalana an’Andriamanitra araka ny Fiangonana ¶36–38
- IV.Fomba ahoana no hitenenana momba an’Andriamanitra? ¶39–43
- Toko 2Ny fihaonan’Andriamanitra amin’ny olombelona ¶50–141
- And. 1Ny Fanambaràn’Andriamanitra ¶51–73
- II.Ny dingan’ny Fanambaràna ¶54–67
- Hatrany am-piandohana no mampahalala ny Tenany Andriamanitra ¶54–55
- Ny fanekem-pihavanana tamin’i Nôe ¶56–58
- Nifidy an’i Abrahama Andriamanitra ¶59–61
- Nanabe an’i Israely vahoakany Andriamanitra ¶62–64
- Voalazan’Andriamanitra avokoa ao amin’ny Teniny ny zavatra rehetra. ¶65
- Tsy hisy intsony Fanambaràna hafa ¶66–67
- And. 2Ny fampitana ny Fanambaràn’Andriamanitra ¶74–100
- I.Ny Lovam-pampianarana avy amin’ny apôstôly ¶75–79
- Ny toritenin’ny apôstôly … ¶76
- … nitohy teo amin’ny fifandimbiasana maha-apôstôly ¶77–79
- II.Ny fifandraisan’ny Lovam-pampianarana sy ny Soratra Masina ¶80–83
- Iray loharano nipoirana … ¶80
- … fomba fampitana roa miavaka tsara ¶81–82
- Lovam-pampianarana avy amin’ny apôstôly sy lovam-pampianarana avy amin’ny Fiangonana ¶83
- III.Ny fivoasana ny lovam-pinoana ¶84–95
- Ny lovam-pinoana nankinina amin’ny Fiangonana manontolo ¶84
- Ny Toniam-pampianaran’ny Fiangonana ¶85–87
- Ny teny finoana ¶88–90
- Ny hevi-pinoana mihoatra ny fahatakaran-tsain’olombelona ¶91–93
- Ny fitomboana amin’ny fahalalana ny finoana ¶94–95
- And. 3Ny Soratra Masina ¶101–141
- I.I Kristy – Teny tokan’ny Soratra Masina ¶101–104
- II.Fitsilovana sy fahamarinan’ny Soratra Masina ¶105–108
- III.Ny Fanahy Masina, mpivaofy ny Soratra Masina ¶109–119
- Ny hevi-tenin’ny Soratra Masina ¶115–119
- IV.Ny Lisitry ny boky mirakitra ny Soratra Masina ¶120–130
- Ny Testamenta Taloha ¶121–123
- Ny Testamenta Vaovao ¶124–127
- Ny maha-tokana ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao ¶128–130
- V.Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana ¶131–133
- Toko 3Ny valin-tenin’ny olombelona amin’Andriamanitra ¶142–184
- And. 1Izaho mino ¶144–165
- I.Ny fanekena amim-pinoana ¶144–149
- Abrahama – “ilay rain’ny mpino rehetra” ¶145–147
- Maria – “Sambatra ilay nino” ¶148–149
- II.“Fantatro ilay izay inoako” (2 Tim 1,12) ¶150–152
- Mino an’Andriamanitra tokana ¶150
- Mino an’i Jesoa-Kristy, ilay Zanak’Andriamanitra ¶151
- Mino ny Fanahy Masina ¶152
- III.Ny toetra mampiavaka ny finoana ¶153–165
- Fahasoavana ny finoana ¶153
- Asan’olombelona ny finoana ¶154–155
- Ny finoana sy ny fahatakaran’ny saina ¶156–159
- Ny fahafahana amin’ny finoana ¶160
- Ny ilana ny finoana ¶161
- Ny fitozoana amin’ny finoana ¶162
- Ny finoana – fanombohan’ny fiainana mandrakizay ¶163–165
- And. 2Mino isika ¶166–184
- Ny Izaho mino Tsy misy mifanandrify aminy ao amin’ny asa soratra hafa
- Sembolin’ny Apôstôly Tsy misy mifanandrify aminy ao amin’ny asa soratra hafa
- Fiekem-pinoana Nicée-Constantinople Tsy misy mifanandrify aminy ao amin’ny asa soratra hafa
- Izaho mino an’Andriamanitra tokana, Tsy misy mifanandrify aminy ao amin’ny asa soratra hafa
- I.“Jereo, ry Tompo, ny finoan’ny Fiangonanao” ¶168–169
- II.Ny fiteny ilazana ny finoana ¶170–171
- III.Iray ihany ny finoana ¶172–175
- Sampana 2 Ny fiekem-pinoana kristianina ¶185–1065
- Ny Sembolin’ny finoana ¶185–197
- Toko 1Izaho mino an’Andriamanitra Ray ¶198–421
- And. 1“Izaho mino an’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra, Mpahary ny lanitra sy ny tany” ¶199–421
- Paragrafy 1. Izaho mino an’Andriamanitra ¶199–227
- I.“Izaho mino an’Andriamanitra tokana” ¶200–202
- II.Manambara ny anarany Andriamanitra ¶203–213
- Ilay Andriamanitra velona ¶205
- “Izaho no Ilay Misy” ¶206–209
- “Malemy fanahy sy mamindra fo, Andriamanitra” ¶210–211
- Andriamanitra irery no MISY ¶212–213
- III.Andriamanitra, “Ilay Misy”, dia Fahamarinana sy Fitiavana ¶214–221
- Fahamarinana Andriamanitra ¶215–217
- Fitiavana Andriamanitra ¶218–221
- IV.Ny vokatry ny finoana an’Andriamanitra Tokana ¶222–227
- Paragrafy 2. Ny Ray ¶232–260
- I.“Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina” ¶232–237
- II.Ny fanambaràna an’Andriamanitra ho Trinite ¶238–248
- Ny Ray nambaran’ny Zanaka ¶238–242
- Ny Ray sy ny Zanaka nambaran’ny Fanahy Masina ¶243–248
- III.Ny Trinite Masina, araka ny fitambaram-pampianaram-pinoana ¶249–256
- Ny fiforonan’ny teny finoana momba ny Trinite Masina ¶249–252
- Ny teny finoana momba ny Trinite Masina ¶253–256
- IV.Ny tsanganasan’Andriamanitra sy ny fanirahana sahanin’ ny Trinite Masina ¶257–260
- Paragrafy 3. Ilay Mahefa ny zavatra rehetra ¶268–274
- “Izay tiany hatao, vitany avokoa” (Sal 115,3) ¶269
- “Mamindra fo amin’ny rehetra Ianao, satria mahefa ny zavatra rehetra” (Fah 11,23) ¶270–271
- Ny misterin’ny toa fahalemen’Andriamanitra ¶272–274
- Paragrafy 4. Ny Mpahary ¶279–314
- I.Ny katesezy momba ny fahariana ¶282–289
- II.Ny fahariana – tsanganasan’ny Trinite Masina ¶290–292
- III.“Noarìna ho Voninahitr’Andriamanitra izao tontolo izao” ¶293–294
- IV.Ny misterin’ny fahariana ¶295–301
- Mahary amim-pahendrena sy amim-pitiavana Andriamanitra ¶295
- Mahary “avy amin’ny tsy misy” Andriamanitra ¶296–298
- Tontolo mirindra sy tsara no noarìn’Andriamanitra ¶299
- Mihoatra ambony dia ambony noho ny zavaboary Andriamanitra, nefa eo aminy ¶300
- Mampaharitra sy mitondra ny zavaboary Andriamanitra ¶301
- V.Manatanteraka ny fandaharany Andriamanitra : ny fitahian’ Andriamanitra ¶302–314
- Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fototra faharoa ¶306–308
- Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy ¶309–314
- Paragrafy 5. Ny lanitra sy ny tany ¶325–349
- I.Ny anjely ¶328–336
- Ny fisian’ny anjely – fahamarinam-pinoana ¶328
- Iza moa izy ireo ? ¶329–330
- I Kristy “miaraka amin’ny anjeliny rehetra” ¶331–333
- Ny anjely eo amin’ny fiainan’ny Fiangonana ¶334–336
- II.Ny tontolo hita maso ¶337–349
- Paragrafy 6. Ny olombelona ¶355–379
- I.“Mitovy endrika amin’Andriamanitra” ¶356–361
- II.“Vatana amam-panahy iray tsy mivaky ny olombelona” ¶362–373
- Fitoviana sy faha-samy hafa sitrak’Andriamanitra ¶369–370
- “Ny iray ho an’ny iray hafa” – “firaisan’ny roa” ¶371–373
- IV.Ny olombelona tao am-Paradisa ¶374–379
- Paragrafy 7. Ny fahalavoana ¶385–412
- I.Ao amin’izay nahabe dia be ny fahotana no nihoa-pampana ny fahasoavana ¶386–390
- Ny fisian’ny fahotana ¶386–387
- Ny fahotana tamin’ny fototra – votoatim-pahamarinana tsy azo avela amin’ny finoana ¶388–389
- Fomba hamakiana ny tantaran’ny fahalavoana ¶390
- II.Ny fahalavoan’ny anjely ¶391–395
- III.Ny fahotana tamin’ny fototra ¶396–409
- Ny sedram-pahafahana ¶396
- Ny voaloham-pahotan’ny olombelona ¶397–401
- Vokatry ny fahotan’i Adama amin’ny olombelona rehetra ¶402–406
- Ady mafy … ¶407–409
- IV.“Tsy navelanao hanjakan’ny fahafatesana izy” ¶410–412
- Toko 2Izaho mino an’i Jesoa-Kristy, Zanaka Lahitokan’Andriamanitra ¶422–682
- Ny Vaovao Mahafaly : naniraka ny Zanany Andriamanitra ¶422–424
- “Mitory ny haren’i Kristy tsy taka-polopolorina” (Efez 3,8) ¶425
- Ny votoatin’ny katesezy : i Kristy ¶426–429
- And. 2“Mino an’i Jesoa-Kristy, Zanany tokana,Tompontsika” ¶430–455
- I.Jesoa ¶430–435
- II.Kristy ¶436–440
- III.Zanaka Lahitokan’Andriamanitra ¶441–445
- IV.Tompo ¶446–451
- And. 3“Noforonin’ny Fanahy Masina i Jesoa-Kristy, naterak’i Maria Virjiny” ¶456–570
- Paragrafy 1. Tonga olombelona ny Zanak’Andriamanitra ¶456–478
- I.Nahoana ny Teny no tonga nofo? ¶456–460
- II.Ny Fahatongavana ho nofo ¶461–463
- III.Tena Andriamanitra tokoa sady tena olombelona tokoa ¶464–469
- IV.Ahoana no maha-olombelona ny Zanak’Andriamanitra ? ¶470–478
- Ny fanahy sy ny fahalalana maha-olombelona tao amin’i Kristy ¶471–474
- Ny sitrapo maha-olombelona an’i Kristy ¶475
- Vatan’olombelona tokoa, ny vatan’i Kristy ¶476–477
- Ny Fon’ny Teny tonga nofo ¶478
- Paragrafy 2. “… Noforonin’ny Fanahy Masina, naterak’i Maria Virjiny” ¶484–507
- I.Noforonin’ny Fanahy Masina … ¶484–486
- II.… naterak’i Maria Virjiny ¶487–507
- Ny tendry mialoha ho an’i Maria ¶488–489
- Ilay Notorontoronina tsy azon-keloka ¶490–493
- “Aoka anie ho tanteraka amiko araka ny teninao …” ¶494
- Ny maha-renin’Andriamanitra an’i Maria ¶495
- Ny maha-virjiny an’i Maria ¶496–498
- I Maria – “virjiny mandrakizay” ¶499–501
- Ny maha-reny virjiny an’i Maria ao amin’ny fandaharan’ Andriamanitra. ¶502–507
- Paragrafy 3. Ny misterin’ny fiainan’i Kristy ¶512–560
- I.Mistery avokoa ny fiainan’i Kristy ¶514–521
- Ny soritra iombonan’ny misterin’i Jesoa ¶516–518
- Ny fiombonantsika amin’ny misterin’i Jesoa ¶519–521
- II Ny misterin’ny fahazazana sy ny fiainana miafin’i Jesoa ¶522–534
- Ny fanomanana ¶522–524
- Ny misterin’ny Noely ¶525–526
- Ny misterin’ny fahazazan’i Jesoa ¶527–530
- Ny misterin’ny fiainana miafin’i Jesoa ¶531–534
- III.Ny misterin’ny fiainan’i Jesoa ampahibemaso ¶535–560
- Ny Batemin’i Jesoa ¶535–537
- Ny fakam-panahy nosetrain’i Jesoa ¶538–540
- “Efa akaiky tokoa ny Fanjakan’Andriamanitra” ¶541–542
- Ny fitoriana ny Fanjakan’Andriamanitra ¶543–546
- Ireo famantarana ny Fanjakan’Andriamanitra ¶547–550
- “ Ny fanalahidin’ny Fanjakan’ny lanitra” ¶551–553
- Santa-pahasambarana any amin’ny Fanjakan’ny lanitra : ny Fiovàn-tarehy ¶554–556
- Ny fiakaran’i Jesoa any Jerosalema ¶557–558
- Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema ¶559–560
- And. 4“Nijaly i Jesoa faha-Pôntsy Pilaty, nofantsihana teo amin’ny Hazofijaliana, maty dia nalevina” ¶571–630
- Paragrafy 1. Jesoa sy Israely ¶574–591
- I.I Jesoa sy ny Lalàna ¶577–582
- II.I Jesoa sy ny Tempoly ¶583–586
- III.Jesoa sy ny finoan’i Israely an’Andriamanitra Tokana sady Mpamonjy ¶587–591
- Paragrafy 2. Maty nofantsihana teo amin’ny Hazofijaliana i Jesoa ¶595–618
- I.Ny fiampangana an’i Jesoa teo amin’ny fitsaràna ¶595–598
- Fisarahan-tsaina teo amin’ireo mpitondra jody ny amin’i Jesoa ¶595–596
- Tsy ny Jody rehetra miaraka no tompon’andraikitra tamin’ny fahafatesan’i Jesoa ¶597
- Ny mpanota rehetra no tompon’antoka tamin’ny fijalian’i Kristy ¶598
- II.Ny fahafatesam-panavotan’i Kristy ao amin’ny fandaharam-pamonjen’Andriamanitra ¶599–605
- “Natolotra araka ny fandaharana tsy miovaova an’Andriamanitra i Jesoa” ¶599–600
- “Maty noho fahotantsika, araka ny Soratra Masina” ¶601
- “Nataon’Andriamanitra ho otantsika Izy” ¶602–603
- Andriamanitra no naneho voalohany ny fitiavam-panavotany ny daholobe ¶604–605
- III.Nanolotra ny Tenany tamin-dRainy i Kristy noho ny fahotantsika ¶606–618
- Fanatitra ho an’ny Ray ny fiainan’i Kristy manontolo ¶606–607
- “Ilay Zanak’Ondry izay manala ny fahotan’izao tontolo izao” ¶608
- Miandany an-kalalahana amin’ny fitiavam-panavotan’ny Ray i Jesoa ¶609
- Tamin’ny Sakafo farany i Jesoa no nanolotra mialoha tamin-kalalahana ny ainy ¶610–611
- Ny fiadian’aina tao Getsemania ¶612
- Ny fahafatesan’i Kristy no sorona tokana sady farany ¶613–614
- Soloan’i Jesoa amin’ny fanekeny ny tsy fanekentsika ¶615
- Teo amin’ny Hazofijaliana no tanterak’i Jesoa ny soron’ny Tenany ¶616–617
- Ny fandraisantsika anjara amin’ny soron’i Kristy ¶618
- Paragrafy 3 . Nalevina i Jesoa-Kristy ¶624–628
- Ny Vatan-tenan’i Kristy tao am-pasana ¶625–626
- “Tsy havelanao ho tratran’ny fahalòvana ny masinao” ¶627
- “Niara-nalevina tamin’i Kristy ...” ¶628
- And. 5“ Nidina tany ambanin’ny tany i Jesoa-Kristy, ary nitsangana tamin’ny maty, tamin’ny andro fahatelo” ¶631–658
- Paragrafy 1. Nidina tany ambanin’ny tany i Kristy ¶632–635
- Paragrafy 2. Nitsangana tamin’ny maty Izy, tamin’ny andro fahatelo ¶638–655
- I.Ny zava-niseho ara-tantara mihoatra ny tsapa sy ny hita ¶639–647
- Ny fasana foana ¶640
- Ny fisehoan’ilay Nitsangan-ko velona ¶641–644
- Ny toetran’ny maha-olombelona nitsangan-ko velona an’i Kristy ¶645–646
- Zava-niseho mihoatra ny tsapa sy ny hita, ny Fitsanganan-ko velona ¶647
- II.Ny Fitsanganan-ko velona – tsanganasan’ny Trinite Masina ¶648–650
- III.Hevitra sy herim-pamonjen’ny Fitsanganan-ko velona ¶651–655
- And. 6“Niakatra any an-danitra i Jesoa, mipetraka eo an-kavanan’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra” ¶659–667
- And. 7“Avy any Izy mbola ho avy hitsara ny velona sy ny maty” ¶668–682
- I.Hiverina amim-boninahitra Izy ¶668–677
- Efa manjaka sahady i Kristy amin’ny alalan’ny Fiangonana … ¶668–670
- … eo am-piandrasana ny haneken’ny zavatra rehetra Azy ¶671–672
- Fanantenan’i Israely, ny fahatongavan’ny Tompo amim-boninahitra ¶673–674
- Ny Fitsapan-toetra faran’ny Fiangonana ¶675–677
- II.Mba hitsara ny velona sy ny maty ¶678–679
- Toko 3Izaho mino ny Fanahy Masina ¶683–1065
- And. 8“Izaho mino ny Fanahy Masina” ¶687–747
- I.Ny iraka iraisan’ny Zanaka sy ny Fanahy ¶689–690
- II.Ny anaran-tsamirery sy ny anaram-piantsoana ary ny fanehoana an’ohatra ny Fanahy Masina ¶691–701
- Ny anaran-tsamirerin’ny Fanahy Masina ¶691
- Ny anaram-piantsoana ny Fanahy Masina ¶692–693
- Ny fanehoana an’ohatra ny Fanahy Masina ¶694–701
- III.Ny Fanahy sy ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny andron’ny fampanantenana ¶702–716
- Tamin’ny fahariana ¶703–704
- Ny Fanahin’ny fampanantenana ¶705–706
- Tamin’ireo Teôfania sy Lalàna ¶707–708
- Tamin’ny Fanjakana sy ny Sesitany ¶709–710
- Ny fiandrasana ny Mesia sy ny Fanahiny ¶711–716
- IV.Ny Fanahin’i Kristy ao amin’ny hafenoan’ny fotoana ¶717–730
- Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy ¶717–720
- “Mifalia ianao, ry ilay feno hasoavana” ¶721–726
- I Kristy Jesoa ¶727–730
- V.Ny Fanahy sy ny Fiangonana amin’ny fotoana farany ¶731–741
- Ny Pantekôty ¶731–732
- Ny Fanahy Masina – Fanomezan’Andriamanitra ¶733–736
- Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana ¶737–741
- And. 9“Izaho mino ny Fiangonana Masina katôlika” ¶748–975
- Paragrafy 1. Ny Fiangonana ao amin’ny fandaharan’Andriamanitra ¶751–776
- I.Ny anarana sy ny sary an’ohatra ny Fiangonana ¶751–757
- Ny fanehoana an’ohatra ny Fiangonana ¶753–757
- II.Fiandohana, fanorenana ary fanirahana ny Fiangonana ¶758–769
- Fandaharana teraka tao am-pon’ny Ray ¶759
- Ny Fiangonana – nambara an-tsary mialoha hatramin’ny fiandohan’ izao tontolo izao ¶760
- Ny Fiangonana – nomanina tamin’ny Fanekem-pihavanana Taloha ¶761–762
- Ny Fiangonana – naorin’i Kristy Jesoa ¶763–766
- Ny Fiangonana – nahariharin’ny Fanahy Masina ¶767–768
- Ny Fiangonana – fanaperana ao amin’ny voninahitra ¶769
- III.Ny misterin’ny Fiangonana ¶770–776
- Ny Fiangonana – sady hita maso no ara-panahy ¶771
- Ny Fiangonana – misterin’ny firaisan’ny olombelona amin’ Andriamanitra ¶772–773
- Ny Fiangonana – sakramentam-pamonjena ny daholobe ¶774–776
- Paragrafy 2. Ny Fiangonana – Vahoakan’Andriamanitra, Vatan’i Kristy, Tempolin’ny Fanahy Masina ¶781–801
- I.Ny Fiangonana – Vahoakan’Andriamanitra ¶781–786
- Ny toetra mampiavaka ny Vahoakan’Andriamanitra ¶782
- Vahoaka mpisorona, mpaminany ary mpanjaka. ¶783–786
- II.Ny Fiangonana – Vatan’i Kristy ¶787–796
- Fiombonana amin’i Kristy, ny Fiangonana ¶787–789
- “Vatana iray ihany” ¶790–791
- “Amin’io Vatana io, iKristy no Loha” ¶792–795
- Vady ampakarin’i Kristy ny Fiangonana ¶796
- III.Ny Fiangonana – Tempolin’ny Fanahy Masina ¶797–801
- Ireo fanomezam-pahasoavana ¶799–801
- Paragrafy 3. Iray, masina, katôlika ary apôstôlika ny Fiangonana ¶811–865
- I.Iray ny Fiangonana ¶813–822
- Ny ratran’ny firaisana ¶817–819
- Miroso ho amin’ny firaisana ¶820–822
- II.Masina ny Fiangonana ¶823–829
- III.Katôlika ny Fiangonana ¶830–856
- Inona no dikan’ny hoe “katôlika” ? ¶830–831
- “Katôlika” ny Fiangonana tsirairay eo an-toerana ¶832–835
- Iza no anisan’ny Fiangonana katôlika ? ¶836–838
- Ny Fiangonana sy ny tsy kristianina ¶839–845
- “Ivelan’ny Fiangonana, tsy misy famonjena” ¶846–848
- Ny fanirahana – adidy iray takìn’ny maha-katôlika ny Fiangonana ¶849–856
- IV.Apôstôlika ny Fiangonana ¶857–865
- Ny fanirahana ny apôstôly ¶858–860
- Ny Eveka dimbin’ny apôstôly ¶861–862
- Ny apôstôlà ¶863–865
- Paragrafy 4. Ny mpinon’i Kristy Ambaratongam-pitondrana, lahika, fanokanam-piainana ¶871–933
- I.Fanorenana ny ambaratongam-pitondrana ny Fiangonana ¶874–896
- Inona no anton’ny andraiki-panompoan’ny Fiangonana ? ¶874–879
- Ny fiombonam-piadidiana maha-eveka sy ny filohany, ny Papa ¶880–887
- Ny adidy aman’andraikitra hampianatra ¶888–892
- Ny adidy aman’andraikitra hanamasina ¶893
- Ny adidy aman’andraikitra hitondra ¶894–896
- II.Ny mpino lahika ¶897–913
- Ny fiantsoana ny lahika ¶898–900
- Fandraisan’anjaran’ny lahika amin’ny adidy aman’andraikitra maha-mpisorona an’i Kristy ¶901–903
- Fandraisan’anjaran’ny lahika amin’ny adidy aman’andraikitra maha-mpaminany an’i Kristy ¶904–907
- Fandraisan’anjaran’ny lahika amin’ny adidy aman’andraikitra maha-mpanjaka an’i Kristy ¶908–913
- III.Ny fanokanam-piainana ¶914–933
- Torohevitry ny Evanjely, fanokanam-piainana ¶915–916
- Hazo lehibe iray, maro sampana ¶917–919
- Fiainan’ny mpitoka-monina irery ¶920–921
- Ny virjiny sy ny maty vady manokan-tena ¶922–924
- Ny fiainan-drelijiozy ¶925–927
- Ny fikambanana tsy relijiozy ¶928–929
- Ny fikambanam-piainana apôstôlika ¶930
- Fanokanana sy fanirahana : mitory an’Ilay Mpanjaka ho avy ¶931–933
- Paragrafy 5. Ny fiombonan’ny olomasina ¶946–959
- I.Ny fiombonana amin’ny harem-panahy ¶949–953
- II.Ny fiombonan’ny Fiangonan’ny lanitra sy ny tany ¶954–959
- Paragrafy 6. I Maria – Renin’i Kristy, Renin’ny Fiangonana ¶963–972
- I.Ny maha-Renin’ny Fiangonana an’i Maria ¶964–970
- Miray fiainana tanteraka amin’ny Zanany… ¶964–965
- … ary koa tamin’ny Fampiakarana azy any an-danitra. ¶966
- … izy no Renintsika ao amin’ny fandaharam-pahasoavana. ¶967–970
- II.Ny fanajana am-bavaka an’i Virjiny Masina ¶971
- III.Maria – sarimasina maneho ny Fiangonana any am-parany any ¶972
- And. 10“Izaho mino ny famelana ny fahotana” ¶976–987
- I.Batemy tokana ho amin’ny famelana ny fahotana ¶977–980
- II.Ny fahefan’ny fanalahidy ¶981–983
- And. 11“Izaho mino ny fitsanganan’ny vatana amin’ny maty” ¶988–1019
- I.Ny Fitsanganan’i Kristy ho velona sy ny antsika ¶992–1004
- Fanambaràna miandalana ny Fitsanganan-ko velona ¶992–996
- Ahoana no hitsanganan’ny maty ho velona indray ? ¶997–1001
- Mitsangan-ko velona miaraka amin’i Kristy ¶1002–1004
- II.Maty ao amin’i Kristy Jesoa ¶1005–1014
- Ny fahafatesana ¶1006–1009
- Ny dikan’ny fahafatesana kristianina ¶1010–1014
- And. 12“Izaho mino ny fiainana mandrakizay” ¶1020–1065
- I.Ny fitsaràna ny tsirairay manokana ¶1021–1022
- II.Ny lanitra ¶1023–1029
- III.Ny fandiovana farany na Afofandiovana ¶1030–1032
- IV.Ny afobe ¶1033–1037
- V.Ny Fitsaràna farany ¶1038–1041
- VI.Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao ¶1042–1050
- “Amen” ¶1061–1065
- Fizarana 2 Ny fankalazana ny mistery kristianina ¶1066–1690
- Inona no anton’ny litorzia ? ¶1066–1068
- Inona no dikan’ny teny hoe litorzia ? ¶1069–1070
- Loharanon’aina ny litorzia ¶1071–1072
- Vavaka sy litorzia ¶1073
- Katesezy sy litorzia ¶1074–1075
- Sampana 1 Ny fitantanam-pamonjena ara-tsakramenta ¶1076–1209
- Toko 1Ny misterin’ny Paka ao amin’ny vanim-potoanan’ny Fiangonana ¶1077–1134
- And. 1Ny litorzia – tsanganasan’ny Trinite Masina ¶1077–1112
- I.Ny Ray, loharano ipoirana sy tanjona iafaran’ny litorzia ¶1077–1083
- II.Ny tsanganasan’i Kristy ao amin’ny litorzia ¶1084–1090
- I Kristy nomem-boninahitra … ¶1084–1085
- … nanomboka tamin’ny Fiangonan’ny apôstôly … ¶1086–1087
- … dia eo amin’ny litorzia eto an-tany … ¶1088–1089
- … izay mandray anjara amin’ny litorzia any an-danitra ¶1090
- III.Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana ao amin’ny litorzia ¶1091–1109
- Ny Fanahy Masina no manomana ny handraisana an’i Kristy ¶1093–1098
- Ny Fanahy Masina no mampahatsiaro ny misterin’i Kristy ¶1099–1103
- Ny Fanahy Masina no mampihatra amin’ny fiainana ankehitriny ny misterin’i Kristy ¶1104–1107
- Ny firaisana amin’ny Fanahy Masina ¶1108–1109
- And. 2Ny misterin’ny Paka ao amin’ny sakramentan’ny Fiangonana ¶1113–1134
- I.Ny sakramentan’i Kristy ¶1114–1116
- II.Ireo sakramentan’ny Fiangonana ¶1117–1121
- III.Ny sakramentan’ny finoana ¶1122–1126
- IV.Ny sakramentam-pamonjena ¶1127–1129
- V.Ny sakramentan’ny fiainana mandrakizay ¶1130
- Toko 2Ny fankalazana ara-tsakramenta ny misterin’ny Paka. ¶1135–1209
- And. 1Mankalaza ny litorzian’ny Fiangonana. ¶1136–1199
- I.Iza no mankalaza ? ¶1136–1144
- Ireo mankalaza amin’ny litorzia any an-danitra ¶1137–1139
- Ireo mankalaza amin’ny litorzia ara-tsakramenta. ¶1140–1144
- II.Atao ahoana ny fankalaza ? ¶1145–1162
- Famantarana sy fanehoana an’ohatra ¶1145–1152
- Teny sy asa ¶1153–1155
- Hira sy mozika ¶1156–1158
- Ny sary masina ¶1159–1162
- III.Rahoviana no mankalaza ? ¶1163–1178
- Ny fotoana litorzika ¶1163–1165
- Ny Andron’ny Tompo ¶1166–1167
- Ny taona litorzika ¶1168–1171
- Ny fanajana ny Olomasina ao amin’ny taona litorzika ¶1172–1173
- Ny Vavaka isan’Andro ¶1174–1178
- IV.Aiza no mankalaza ? ¶1179–1186
- And. 2Ny faha-samihafa litorzika sy ny maha-iray ny mistery ¶1200–1209
- Lovam-panahy litorzika sy maha-katôlika ny Fiangonana ¶1200–1203
- Litorzia sy kolontsaina ¶1204–1206
- Sampana 2 Ny sakramenta fito an’ny Fiangonana ¶1210–1690
- Toko 1Ny sakramenta firosoana ho kristianina ¶1212–1419
- And. 1Ny sakramentan’ny Batemy ¶1213–1284
- I.Ahoana no iantsoana ity sakramenta ity ? ¶1214–1216
- II.Ny Batemy ao amin’ny fitantanam-pamonjena ¶1217–1228
- Ireo tandindon’ny Batemy ao amin’ny Fanekem-pihavanana Taloha ¶1217–1222
- Ny Batemin’i Kristy ¶1223–1225
- Ny Batemy ao amin’ny Fiangonana ¶1226–1228
- III.Ahoana ny fomba ankalazana ny sakramentan’ny Batemy ? ¶1229–1245
- Ny firosoana ho kristianina ¶1229–1233
- Ny dikan’ny famantarana ampiasaina amin’ny fankalazana ¶1234–1245
- IV.Iza no mahazo mandray ny Batemy ? ¶1246–1255
- Ny Batemin’olon-dehibe ¶1247–1249
- Ny Batemin-jaza ¶1250–1252
- Finoana sy Batemy ¶1253–1255
- V.Iza no mahazo manao batemy ? ¶1256
- VI.Ny ilana ny Batemy ¶1257–1261
- VII.Ny fahasoavana amin’ny Batemy ¶1262–1274
- Ho famelana ny fahotana … ¶1263–1264
- “Zavaboary vaovao” ¶1265–1266
- Voakambana amin’ny Fiangonana, Vatan’i Kristy ¶1267–1270
- Ny fatotra ara-tsakramenta mahairay ny kristianina ¶1271
- Marika ara-panahy tsy maty vonoina … ¶1272–1274
- And. 2Ny sakramentan’ny Fankaherezana ¶1285–1321
- I.Ny Fankaherezana ao amin’ny fitantanam-pamonjena ¶1286–1292
- Lovam-pampianarana anankiroa : ny Tatsinanana sy ny Tandrefana ¶1290–1292
- II.Ireo famantarana sy ny fombam-pivavahana amin’ny Fankaherezana ¶1293–1301
- Ny fankalazana amin’ny Fankaherezana ¶1297–1301
- III.Ny vokatry ny Fankaherezana ¶1302–1305
- IV.Iza no mahazo mandray ity sakramenta ity ? ¶1306–1311
- V.Ny mpandraharaha masin’ny Fankaherezana ¶1312–1314
- And. 3Ny sakramentan’ny Eokaristia ¶1322–1419
- I.Ny Eokaristia – loharano sy tampon’ny fiainan’ny Fiangonana ¶1324–1327
- II.Ahoana no iantsoana ity sakramenta ity ? ¶1328–1332
- III.Ny Eokaristia ao amin’ny fitantanam-pamonjena ¶1333–1344
- Ny famantarana ny mofo sy ny divay ¶1333–1336
- Ny fanorenana ny Eokaristia ¶1337–1340
- “Ataovy izao ho fahatsiarovana Ahy” ¶1341–1344
- IV.Ny fankalazana ara-litorzia ny Eokaristia ¶1345–1355
- Ny lamesan’ny taonjato nifandimby ¶1345–1347
- Ny fizotran’ny fankalazana ¶1348–1355
- V.Ny sorona ara-tsakramenta : fisaorana, tsangambato fahatsiarovana, fisiana maha-eo ¶1356–1381
- Ny fisaorana sy ny fiderana ny Ray ¶1359–1361
- Ny tsangambato fahatsiarovana ny soron’i Kristy sy ny Fiangonana – Vatany ¶1362–1372
- Ny fisiana maha-eo an’i Kristy amin’ny alalan’ny herin’ny Teniny sy ny Fanahy Masina ¶1373–1381
- VI.Ny fanasam-be momba ny Paka ¶1382–1401
- “Samia mandray sy mihinana amin’ity ianareo rehetra” : ny kômonio ¶1384–1390
- Ny vokatry ny kômonio ¶1391–1401
- VII.Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy” ¶1402–1405
- Toko 2Ny sakramenta fanasitranana ¶1420–1532
- And. 4Ny sakramentan’ny Fivalozana sy ny Fampihavanana ¶1422–1498
- I.Ahoana no iantsoana ity sakramenta ity ? ¶1423–1424
- II.Nahoana no misy sakramentan’ny Fampihavanana aorian’ny Batemy ? ¶1425–1426
- III.Ny fibebahan’ny vita batemy ¶1427–1429
- IV.Ny fivalozana anaty ¶1430–1433
- V.Ireo fomba maro fivalozana eo amin’ny fiainana kristianina ¶1434–1439
- VI.Ny sakramentan’ny Fivalozana sy ny Fampihavanana ¶1440–1449
- Andriamanitra irery ihany no mamela ny fahotana ¶1441–1442
- Fampihavanana amin’ny Fiangonana ¶1443–1445
- Ny sakramentan’ny famelan-keloka ¶1446–1449
- VII.Ny asan’ny mpivalo ¶1450–1460
- Ny fanenenana ¶1451–1454
- Fikônfesena ny fahotana ¶1455–1458
- Ny fanonerana ¶1459–1460
- VIII.Ny mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity ¶1461–1467
- IX.Ny vokatr’ity sakramenta ity ¶1468–1470
- X.Ny endolzansy ¶1471–1479
- Ny sazy noho ny fahotana ¶1472–1473
- Ao amin’ny fiombonan’ny olomasina ¶1474–1477
- Mahazo ny endolzansin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny Fiangonana ¶1478–1479
- XI.Ny fankalazana amin’ny sakramentan’ny Fivalozana ¶1480–1484
- And. 5Ny fanosorana ny marary ¶1499–1532
- I.Fiorenany ao amin’ny fitantanam-pamonjena ¶1500–1513
- Ny aretina eo amin’ny fiainan’olombelona. ¶1500–1501
- Ny marary eo anoloan’Andriamanitra ¶1502
- I Kristy-mpitsabo ¶1503–1505
- “Sitrano ny marary…” ¶1506–1510
- Ny sakramentan’ny marary ¶1511–1513
- II.Iza no mandray ary iza no manome ity sakramenta ity ? ¶1514–1516
- Raha misy marary mafy … ¶1514–1515
- “…aoka izy hampiantso ny Pretran’ny Fiangonana” ¶1516
- III.Ahoana ny fomba ankalazana ity sakramenta ity ? ¶1517–1519
- IV.Ny vokatry ny fankalazana amin’ity sakramenta ity ¶1520–1523
- V.Ny Vatsy masina, sakramenta farany ho an’ny kristianina ¶1524–1525
- Toko 3Ny sakramenta fiandraiketana ny fiombonana ¶1533–1666
- And. 6Ny Sakramentan’ny Filaharana. ¶1536–1600
- I.Nahoana no antsoina hoe Filaharana ity sakramenta ity ? ¶1537–1538
- II.Ny sakramentan’ny Filaharana ao amin’ny fitantanam-pamonjena ¶1539–1553
- Ny fisoronana tao amin’ny Fanekem-pihavanana Taloha ¶1539–1543
- Ny fisoronana tokan’i Kristy ¶1544–1545
- Fandraisana anjara anankiroa amin’ny fisoronana tokan’i Kristy ¶1546–1547
- Ao amin’ny Tenan’i Kristy-Loha … ¶1548–1551
- … “Amin’ny anaran’ny Fiangonana manontolo” ¶1552–1553
- III.Ny ambaratonga telo amin’ny sakramentan’ny Filaharana ¶1554–1571
- Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana ¶1555–1561
- Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Pretra – mpiara-miasa amin’ny Eveka ¶1562–1568
- Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Diakra- “mba ho an’ny fanompoana” ¶1569–1571
- IV.Ny fankalazana amin’ity sakramenta ity ¶1572–1574
- V.Iza no mahazo manome ity sakramenta ity ? ¶1575–1576
- VI.Iza no mahazo mandray ity sakramenta ity ? ¶1577–1580
- VII.Ny vokatry ny sakramentan’ny Filaharana ¶1581–1589
- Ny marika tsy maty vonoina ¶1581–1584
- Ny fahasoavan’ny Fanahy Masina ¶1585–1589
- And. 7Ny sakramentan’ny Fanambadiana ¶1601–1666
- I.Ny fanambadiana ao amin’ny fandaharan’Andriamanitra ¶1602–1620
- Ny fanambadiana ao amin’ny filaminan’ny zavaboary ¶1603–1605
- Ny fanambadiana eo ambany fahefan’ny fahotana ¶1606–1608
- Ny fanambadiana eo ambany fanabeazan’ny Lalàna ¶1609–1611
- Ny fanambadiana ao amin’ny Tompo ¶1612–1617
- Ny fanokanan-tena ho virjiny ho an’ny Fanjakan’ny lanitra ¶1618–1620
- II.Ny fankalazana amin’ny fanambadiana ¶1621–1624
- III.Ny fanekena hivady ¶1625–1637
- Ny fanambadiana eo amin’ny samy kristianina samihafa finoana, sy eo amin’ny kristianina sy tsy kristianina ¶1633–1637
- IV.Ny vokatry ny sakramentan’ny Fanambadiana ¶1638–1642
- Ny fifamatorana ara-panambadiana ¶1639–1640
- Ny fahasoavana amin’ny sakramentan’ny Fanambadiana ¶1641–1642
- V.Ny soa sy ny takìn’ny fitiavan’ny mpivady ¶1643–1654
- Ny maha-tokana sy ny maha-tsy azo ravana ny fanambadiana ¶1644–1645
- Ny tsy fivadihana amin’ny fitiavan’ny mpivady ¶1646–1651
- Ny famosahan-kevitra amin’ny fiterahana ¶1652–1654
- VI.Ny Fiangonana ao an-tokantrano ¶1655–1658
- Toko 4Ny fankalazana litorzika hafa ¶1667–1690
- And. 1Ny sakramentaly ¶1667–1679
- Ireo soritsori-toetra mampiavaka ny sakramentaly ¶1668–1670
- Ny endrika samihafa amin’ny sakramentaly ¶1671–1673
- Ny hetsipom-pivavaham-bahoaka. ¶1674–1676
- And. 2Ny fandevenana kristianina ¶1680–1690
- I.Ny Paka faran’ny kristianina ¶1681–1683
- II.Ny fankalazana amin’ny fandevenana ¶1684–1690
- Fizarana 3 Ny fiainana ao amin’i Kristy ¶1691–2557
- Sampana 1 Ny fiantsoana ny olombelona : ny fiainana ao amin’ny fanahy ¶1699–2051
- Toko 1Ny fahamendrehan’ny olombelona ¶1700–1876
- And. 1Ny olombelona endrik’Andriamanitra ¶1701–1715
- And. 2Ny fiantsoana antsika ho amin’ny hasambarana ¶1716–1729
- I.Ny hasambarana ¶1716–1717
- (Mt 5,3-12) ¶1717
- II.Ny faniriana ho sambatra ¶1718–1719
- III.Ny hasambarana kristianina ¶1720–1724
- And. 3Ny fahafahan’ny olombelona ¶1730–1748
- I.Fahafahana sy andraikitra ¶1731–1738
- II.Ny fahafahan’ny olombelona eo amin’ny fitantanam-pamonjena ¶1739–1742
- And. 4Ny toetram-pitondran-tena amin’ny asan’olombelona ¶1749–1761
- I.Ny loharano ipoiran’ny toetram-pitondran-tena ¶1750–1754
- II.Ny asa tsara sy ny asa ratsy ¶1755–1756
- And. 5Ny toetram-pitondran-tena amin’ny firehetam-po ¶1762–1775
- I.Ny firehetam-po ¶1763–1766
- II.Firehetam-po sy fiainana ara-môraly ¶1767–1770
- And. 6Ny kônsiansy môraly ¶1776–1802
- I.Ny fitsaràn’ny kônsiansy ¶1777–1782
- II.Ny fanabeazana ny kônsiansy ¶1783–1785
- III.Misafidy araka ny kônsiansy ¶1786–1789
- IV.Ny fitsaràna diso ¶1790–1794
- And. 7Ny herim-panahy ¶1803–1845
- I.Ny herim-panahy maha-olombelona ¶1804–1811
- Fiavahan’ireo herim-panahy savily (fototra) ¶1805–1809
- Ny herim-panahy sy ny fahasoavana ¶1810–1811
- II.Ny herim-panahy avy amin’Andriamanitra ¶1812–1829
- Ny finoana ¶1814–1816
- Ny fanantenana ¶1817–1821
- Ny fitiavana ¶1822–1829
- III.Ny fanomezana sy ny vokatry ny Fanahy Masina ¶1830–1832
- And. 8Ny fahotana ¶1846–1876
- I.Ny famindram-po sy ny fahotana ¶1846–1848
- II.Ny famaritana ny fahotana ¶1849–1851
- III.Ny fahamaroan-karazam-pahotana ¶1852–1853
- IV.Ny halehiben’ny fahotana : fahotana mahafaty sy fahotana madinika ¶1854–1864
- V.Ny fihanaky ny fahotana ¶1865–1869
- Toko 2Ny fiombonamben’ny olombelona ¶1877–1948
- And. 1Ny olona sy ny fiaraha-monina ¶1878–1896
- I.Ny toetra maha-fiombonana ny fiantsoana ny olombelona ¶1878–1885
- II.Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina ¶1886–1889
- And. 2Ny fandraisana anjara amin’ny fiainam-piaraha-monina ¶1897–1927
- I.Ny fahefana mifehy ¶1897–1904
- II.Ny soa iombonana ¶1905–1912
- III.Andraikitra sy fandraisana anjara ¶1913–1917
- And. 3Ny fahamarinana ara-piaraha-monina ¶1928–1948
- I.Ny fanajana ny olombelona ¶1929–1933
- II.Fitoviana sy faha-samy hafa eo amin’ny olombelona ¶1934–1938
- III.Ny firaisan-kinan’ny olombelona ¶1939–1942
- Toko 3Ny famonjen’Andriamanitra : ny lalàna sy ny fahasoavana ¶1949–2051
- And. 1Ny lalàna môraly ¶1950–1986
- I.Ny lalàna môraly voa-Janahary ¶1954–1960
- II . Ny Lalàna taloha ¶1961–1964
- III.Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely ¶1965–1974
- And. 2Fahasoavana sy fanamarinana ¶1987–2029
- I.Ny fanamarinana ¶1987–1995
- II.Ny fahasoavana ¶1996–2005
- III . Ny mahamendri-balisoa ¶2006–2011
- IV.Ny fahamasinana kristianina ¶2012–2016
- And. 3Ny Fiangonana, reny sady mpanabe ¶2030–2051
- Ny didy folo Tsy misy mifanandrify aminy ao amin’ny asa soratra hafa
- I.Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana ¶2032–2040
- II.Ny didin’ny Fiangonana ¶2041–2043
- III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera ¶2044–2046
- Sampana 2 Ny didy folo ¶2052–2557
- “Ry Mpampianatra ô, inona no tokony hataoko…?” ¶2052–2055
- Ny Didy folo ao amin’ny Soratra Masina ¶2056–2063
- Ny Didy folo ao amin’ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana ¶2064–2068
- Ny maha-iray ny Didy folo ¶2069
- Ny Didy folo sy ny lalàna voa-Janahary ¶2070–2071
- Ny adidy takìn’ny Didy folo ¶2072–2073
- “Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo” ¶2074
- Toko 1« Ho tia ny Tompo Andriamanitrao ianao, amin’ny fonao manontolo, amin’ny fanahinao manontolo ary amin’ny sainao manontolo » ¶2083–2195
- And. 1Ny didy voalohany ¶2084–2141
- I.“Hitsaoka ny Tompo Andriamanitrao ianao, ary hanompo Azy” ¶2084–2094
- Ny finoana ¶2087–2089
- Ny fanantenana ¶2090–2092
- Ny fitiavana ¶2093–2094
- II.“Aminy irery no hivavahanao” ¶2095–2109
- Ny fitsaohana ¶2096–2097
- Ny fivavahana ¶2098
- Ny sorona ¶2099–2100
- Fanomezan-toky sy voady ¶2101–2103
- Adidin’ny fiaraha-monina momba ny fivavahana sy ny zo amin’ny fahazoa-mivavaka an-kalalahana ¶2104–2109
- III.“Tsy hanana andriamanitra hafa eo anatrehako ianao” ¶2110–2128
- Ny finoanoam-poana ¶2111
- Ny fanompoan-tsampy ¶2112–2114
- Sikidy amam-panandroana sy mazia ¶2115–2117
- Ny faniratsiram-pivavahana ¶2118–2122
- Ny tsy finoana ny fisian’Andriamanitra ¶2123–2126
- Ny fandavam-pahalalana an’Andriamanitra ¶2127–2128
- IV.“Tsy hanao sary na inona na inona voasokitra ianao...” ¶2129–2132
- And. 2Ny didy faharoa ¶2142–2167
- I.Masina ny Anaran’ny Tompo ¶2142–2149
- II.Ny Anaran’ny Tompo tonontononim-poana ¶2150–2155
- III . Ny anarana kristianina ¶2156–2159
- And. 3Ny didy fahatelo ¶2168–2195
- I.Ny andro sabata ¶2168–2173
- II.Ny andron’ny Tompo ¶2174–2188
- Ny andron’ny Fitsanganan-ko velona : fahariana vaovao ¶2174
- Ny alahady – fahatanterahan’ny sabata ¶2175–2176
- Ny Eokaristia amin’ny andro alahady ¶2177–2179
- Ny adidy amin’ny andro alahady ¶2180–2183
- Androm-pahasoavana sy fampiatoana ny asa ¶2184–2188
- Toko 2« Ho tia ny namanao tahaka ny tenanao ianao » ¶2196–2557
- And. 4Ny didy fahefatra ¶2197–2257
- I.Ny fianakaviana ao amin’ny drafitr’asan’Andriamanitra ¶2201–2206
- Toetran’ny fianakaviana ¶2201–2203
- Ny fianakaviana kristianina ¶2204–2206
- II.Ny fianakaviana sy ny fiaraha-monina ¶2207–2213
- III.Adidin’ny tsirairay ao amin’ny fianakaviana ¶2214–2231
- Adidin’ny zanaka ¶2214–2220
- Adidin’ny ray aman-dreny ¶2221–2231
- IV.Ny fianakaviana sy ny Fanjakan’Andriamanitra ¶2232–2233
- V.Ny fahefana mifehy eo amin’ny fiaraha-monin’ny olom-pirenena ¶2234–2246
- Adidin’ireo mpitondra eo amin’ny firenena ¶2235–2237
- Adidin’ny olom-pirenena ¶2238–2243
- Ny vondrona mpitondra fanjakana sy ny Fiangonana ¶2244–2246
- And. 5Ny didy fahadimy ¶2258–2330
- I.Ny fanajana ny ain’olombelona ¶2259–2283
- Ny zava-boalazan’ny Tantara Masina ¶2259–2262
- Ny fiarovan-tena eken’ny lalàna ¶2263–2267
- Ny famonoan’olona an-tsitrapo ¶2268–2269
- Ny fanalan-jaza ¶2270–2275
- Ny etanazia ¶2276–2279
- Ny famonoan-tena ¶2280–2283
- II.Ny fanajana ny hasina maha-olona ¶2284–2301
- Ny fanajana ny vatana sy ny fanahin’ny hafa : ny fanafintohinana ¶2284–2287
- Ny fanajana ny fahasalamana ¶2288–2291
- Ny fanajana ny olona sy ny fikarohana ara-tsiansa ¶2292–2296
- Ny fanajana ny maha-izy manontolo ny vatana ¶2297–2298
- Ny fanajana ny maty ¶2299–2301
- III.Ny fiarovana ny fandriampahalemana ¶2302–2317
- Ny fandriampahalemana ¶2302–2306
- Misoroka ny ady ¶2307–2317
- And. 6Ny didy fahenina ¶2331–2400
- I.“Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…” ¶2331–2336
- II.Ny fiantsoan’Andriamanitra ho amin’ny fahadiovam-pitiavana ¶2337–2359
- Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona ¶2338–2345
- Ny fahadiovana tsy misy tomika ny fanoloran-tena ¶2346–2347
- Ny faha-samihafa ny fitsipi-pifehezana ny fahadiovam-pitiavana ¶2348–2350
- Ny fahotana amin’ny fahadiovam-pitiavana ¶2351–2356
- Fahadiovam-pitiavana sy firaisan’ny samy lehilahy na samy vehivavy ¶2357–2359
- III.Ny fifankatiavan’ny mpivady ¶2360–2379
- Ny tsy fivadihan’ny mpivady ¶2364–2365
- Ny fiterahana amin’ny fanambadiana ¶2366–2372
- Ny fanomezana zanaka ¶2373–2379
- IV.Ny fahotana amin’ny hasin’ny fanambadiana ¶2380–2391
- Ny fisaraham-panambadiana ¶2382–2386
- Fahotana hafa manimba ny hasin’ny fanambadiana ¶2387–2391
- And. 7Ny didy fahafito ¶2401–2463
- I.Ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba ny fananana sy ny anjara fananana ho an’ny tena manokana ¶2402–2406
- II.Ny fanajana ny olona sy ny fananan’izy ireo ¶2407–2418
- Ny fanajana ny fananan’ny hafa ¶2408–2414
- Ny fanajana ny maha-izy manontolo ny zavaboary ¶2415–2418
- III.Ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy ¶2419–2425
- IV.Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina ¶2426–2436
- V.Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena ¶2437–2442
- VI.Ny fitiavana ny mahantra ¶2443–2449
- And. 8Ny didy fahavalo ¶2464–2513
- I.Ny miaina ao anatin’ny fahamarinana ¶2465–2470
- II.“Mijoro ho vavolombelon’ny fahamarinana” ¶2471–2474
- III.Ny fahotana manohitra ny fahamarinana ¶2475–2487
- IV.Ny fanajana ny marina ¶2488–2492
- V.Ny fampiasana ny fitaovam-pifandraisan’ny mpiara-belona ¶2493–2499
- VI.Fahamarinana, hatsara sy haikanto masina ¶2500–2503
- And. 9Ny didy fahasivy ¶2514–2533
- I.Ny fandiovana ny fo ¶2517–2519
- II.Ny ady ho amin’ny fahadiovana ¶2520–2527
- And. 10Ny didy fahafolo ¶2534–2557
- I.Ny fanimbàn’ny fitsiriritana ¶2535–2540
- II.Ny fanirian’ny Fanahy ¶2541–2543
- III.Ny fahantran’ny fo ¶2544–2547
- IV.“Te hahita an’Andriamanitra aho” ¶2548–2550
- Fizarana 4 Ny fivavahana kristianina ¶2558–2865
- Sampana 1 Ny fivavahana eo amin’ny fiainana kristianina ¶2558–2758
- Fanomezan’Andriamanitra ny fivavahana ¶2559–2561
- Fifanekem-pihavanana ny fivavahana ¶2562–2564
- Fiombonana ny fivavahana ¶2565
- Toko 1Ny fanambaràna ny fivavahana Ny antso ho an’ny daholobe ho amin’ny fivavahana ¶2566–2649
- And. 1Ao amin’ny Testamenta Taloha ¶2568–2597
- Ny fahariana – loharanon’ny fivavahana ¶2569
- Ny fampanantenana sy ny fivavahana atao amim-pinoana ¶2570–2573
- I Môizy sy ny fivavahan’ny mpanelanelana ¶2574–2577
- I Davida sy ny fivavahan’ny mpanjaka ¶2578–2580
- Elia, ny mpaminany ary ny fibebahan’ny fo ¶2581–2584
- Ny Salamo, vavaky ny mpiangona ¶2585–2589
- And. 2Ao amin’ny hafenoan’ny fotoana ¶2598–2622
- Mivavaka i Jesoa ¶2599–2606
- Mampianatra mivavaka i Jesoa ¶2607–2615
- Mihaino vavaka i Jesoa ¶2616
- Ny vavak’i Maria Virjiny ¶2617–2619
- And. 3Amin’ny andron’ny Fiangonana ¶2623–2649
- I.Ny fisaorana sy ny fitsaohana ¶2626–2628
- II.Ny vavaka fangatahana ¶2629–2633
- III.Ny vavaka fitalahoana ¶2634–2636
- IV.Ny vavaka fisaorana ¶2637–2638
- V.Ny vavaka fiderana ¶2639–2643
- Toko 2Ny lovam-panahy momba ny fivavahana ¶2650–2696
- And. 1Ny loharanon’ny fivavahana ¶2652–2662
- Ny Tenin’Andriamanitra ¶2653–2654
- Ny litorzian’ny Fiangonana ¶2655
- Ny herim-panahy avy amin’Andriamanitra ¶2656–2658
- “Anio” ¶2659–2660
- And. 2Ny lalan’ny fivavahana ¶2663–2682
- Ny fivavahana amin’ny Ray ¶2664
- Ny fivavahana amin’i Jesoa ¶2665–2669
- “Avia, ry Fanahy Masina” ¶2670–2672
- Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra ¶2673–2679
- And. 3Ireo Mpitarika amin’ny fivavahana ¶2683–2696
- Ny vavolombelona zavon-tany ¶2683–2684
- Ny mpanompon’ny fivavahana ¶2685–2690
- Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana ¶2691
- Toko 3Ny fiainam-bavaka ¶2697–2758
- And. 1Ny fanehoam-bavaka ¶2700–2724
- I.Ny vavaka am-bava ¶2700–2704
- II.Ny fandinihana masina ¶2705–2708
- III.Ny vavaka am-po ¶2709–2719
- And. 2Ny tolom-bavaka ¶2725–2758
- I.Ireo hevitra manohitra fivavahana ¶2726–2728
- II.Fo miambina amim-panetren-tena ¶2729–2733
- Manoloana ny fahasarotan’ny fivavahana ¶2729–2731
- Manoloana ny fakam-panahy amin’ny fivavahana ¶2732–2733
- III.Ny fitokiana maha-zanaka ¶2734–2741
- Nahoana isika no mitaraina fa tsy ekem-bavaka ? ¶2735–2737
- Atao ahoana no hampahomby ny fivavahantsika ? ¶2738–2741
- IV.Mitozoa amin’ny fitiavana ¶2742–2751
- Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa ¶2746–2751
- Sampana 2 Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865
- And. 1“Famintinana ny Evanjely manontolo” ¶2761–2776
- I.Foiben’ny Soratra Masina rehetra ¶2762–2764
- II.“Vavaky ny Tompo” ¶2765–2766
- III.Vavaky ny Fiangonana ¶2767–2772
- And. 2“Rainay any an-danitra” ¶2777–2802
- I.“Sahia isika manatona amim-pitokiana tanteraka” ¶2777–2778
- II.“Ray !” ¶2779–2785
- III.Rai“nay” ¶2786–2793
- IV.“Izay any an-danitra” ¶2794–2796
- And. 3Ny Fangatahana fito ¶2803–2865
- I.“Hohamasinina anie ny Anaranao” ¶2807–2815
- II.“Ho tonga anie ny Fanjakanao” ¶2816–2821
- III.“Ho tanteraka anie ny Sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra” ¶2822–2827
- IV.“Omeo anay anio ny haninay isan’andro” ¶2828–2837
- V.“Avelao ny fahotanay, tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay” ¶2838–2845
- “Avelao ny fahotanay” ... ¶2839–2841
- ... “tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay” ¶2842–2845
- VI.“Aza avela ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay” ¶2846–2849
- VII.“Fa manafaha anay amin’ny Ratsy” ¶2850–2854
- Tenim-boninahitra farany ¶2855–2856