Hitsambikina amin’ny lahatsoratra
Fandraisana Tranomboky Baiboly Katesizy Fampianaran’ny Fiangonana Mpampianatra Vavaka Tetiandro Litorzia Questions Mianara
Fandraisana

Karohy ao amin’ny Na andramo

EscHidio ↑↓Afindrao

Katesizy› 1.Ny fiekem-pinoanaFizarana 1› 2.Ny fiekem-pinoana kristianinaSampana 2› 3.Izaho mino ny Fanahy MasinaToko 3› 12.“Izaho mino ny fiainana mandrakizay”And. 12› “Amen”

CCC 1061

© Libreria Editrice Vaticana · Loharano: vatican.va

Ny Izaho mino, tahaka ny boky faran’ny Soratra Masina jer. Apôk 22,21. koa, dia miafara amin’ny teny hebrio hoe Amen. Ahitana izany matetika amin’ny faran’ireo vavaka ao amin’ny Testamenta Vaovao. Toy izany koa, faranan’ny Fiangonana amin’ny “Amen” ny fivavahany rehetra.

Ao amin’ny Famintinana: F217

Vakio ny toko manontolo 3. Izaho mino ny Fanahy Masina ¶683–1065

Teo aloha¶1060 Manaraka¶1062
Glossa Catholica

Soratra Masina sy lahatsoratry ny Fiangonana Katôlika — maimaim-poana, tsy misy fifandraisana, tsy misy dokam-barotra, tsy misy fisoratana anarana.

Pejy

  • Fanamarihana
  • Kôlôfôna
  • Mianara
  • Tetiandro
  • Tranomboky

Asa soratra

  • Baiboly
  • Fampianaran’ny Fiangonana
  • Fampianarana sosialy
  • Katesizy
  • Lalàna kanonika
  • Mpampianatra
  • Questions
  • Vavaka

Ad maiorem Dei gloriam

Tsy nankatoavin’ny Fiketrahana Masina