Hitsambikina amin’ny lahatsoratra
Fandraisana Tranomboky Baiboly Katesizy Fampianaran’ny Fiangonana Mpampianatra Vavaka Tetiandro Litorzia Questions Mianara
Fandraisana

Karohy ao amin’ny Na andramo

EscHidio ↑↓Afindrao

Katesizy› 2.Ny fankalazana ny mistery kristianinaFizarana 2› 1.Ny fitantanam-pamonjena ara-tsakramentaSampana 1› 2.Ny fankalazana ara-tsakramenta ny misterin’ny Paka.Toko 2› 1.Mankalaza ny litorzian’ny Fiangonana.And. 1› I.Iza no mankalaza ?I.

CCC 1136

© Libreria Editrice Vaticana · Loharano: vatican.va

“Asan’ ” i “Kristy manontolo” (Christus Totus) ny litorzia. Ireo izay mankalaza izany ankehitriny tsy amin’ny famantarana, dia efa ao amin’ny litorzian’ny lanitra sahady, izay tena fiombonana sy Fety tanteraka ny fankalazana atao any.

Ao amin’ny Famintinana: F233

Vakio ny toko manontolo 2. Ny fankalazana ara-tsakramenta ny misterin’ny Paka. ¶1135–1209

Teo aloha¶1135 Manaraka¶1137
Glossa Catholica

Soratra Masina sy lahatsoratry ny Fiangonana Katôlika — maimaim-poana, tsy misy fifandraisana, tsy misy dokam-barotra, tsy misy fisoratana anarana.

Pejy

  • Fanamarihana
  • Kôlôfôna
  • Mianara
  • Tetiandro
  • Tranomboky

Asa soratra

  • Baiboly
  • Fampianaran’ny Fiangonana
  • Fampianarana sosialy
  • Katesizy
  • Lalàna kanonika
  • Mpampianatra
  • Questions
  • Vavaka

Ad maiorem Dei gloriam

Tsy nankatoavin’ny Fiketrahana Masina