Hitsambikina amin’ny lahatsoratra
Fandraisana Tranomboky Baiboly Katesizy Fampianaran’ny Fiangonana Mpampianatra Vavaka Tetiandro Litorzia Questions Mianara
Fandraisana

Karohy ao amin’ny Na andramo

EscHidio ↑↓Afindrao

Katesizy› 2.Ny fankalazana ny mistery kristianinaFizarana 2› 1.Ny fitantanam-pamonjena ara-tsakramentaSampana 1› 2.Ny fankalazana ara-tsakramenta ny misterin’ny Paka.Toko 2› 1.Mankalaza ny litorzian’ny Fiangonana.And. 1› III.Rahoviana no mankalaza ?III.› Ny Vavaka isan’Andro

CCC 1178

© Libreria Editrice Vaticana · Loharano: vatican.va

Ny Vavaka isan’Andro, izay toy ny fitohizan’ny fankalazana ny Eokaristia, dia tsy manavaka fa mitaky amin’ny fomba mifameno ny fitiavam-bavaka samihafa ataon’ny Vahoakan’Andriamanitra, singanina manokana ny fitsaohana sy ny fanajana am-bavaka ny Sakramenta Masina.

Ao amin’ny Famintinana: F243

Vakio ny toko manontolo 2. Ny fankalazana ara-tsakramenta ny misterin’ny Paka. ¶1135–1209

Teo aloha¶1177 Manaraka¶1179
Glossa Catholica

Soratra Masina sy lahatsoratry ny Fiangonana Katôlika — maimaim-poana, tsy misy fifandraisana, tsy misy dokam-barotra, tsy misy fisoratana anarana.

Pejy

  • Fanamarihana
  • Kôlôfôna
  • Mianara
  • Tetiandro
  • Tranomboky

Asa soratra

  • Baiboly
  • Fampianaran’ny Fiangonana
  • Fampianarana sosialy
  • Katesizy
  • Lalàna kanonika
  • Mpampianatra
  • Questions
  • Vavaka

Ad maiorem Dei gloriam

Tsy nankatoavin’ny Fiketrahana Masina