CCC 12

Natokana indrindra ho an’ny mpiandraikitra katesezy ity Katesizy ity : loha laharana amin’izany ny Eveka, noho ny maha-mpampianatra finoana sy ny maha-mpitondra Fiangonana azy ireo. Atolotra azy ireo ity ho fitaovam-piasana amin’ny fanatontosana ny adidy iantsorohan’izy ireo hampianatra ny Vahoakan’Andriamanitra. Amin’ny alalan’ny Eveka kosa no andefasana azy amin’ireo mpanoratra boky katesizy, ireo Pretra ary ireo Katesista. Mahasoa ny mpino kristianina hafa rehetra koa ny mamaky azy.

Vakio ny toko manontolo Teny mialoha ¶1–25