Hitsambikina amin’ny lahatsoratra
Fandraisana Tranomboky Baiboly Katesizy Fampianaran’ny Fiangonana Mpampianatra Vavaka Tetiandro Litorzia Questions Mianara
Fandraisana

Karohy ao amin’ny Na andramo

EscHidio ↑↓Afindrao

Katesizy› 2.Ny fankalazana ny mistery kristianinaFizarana 2› 2.Ny sakramenta fito an’ny FiangonanaSampana 2› 1.Ny sakramenta firosoana ho kristianinaToko 1› 1.Ny sakramentan’ny BatemyAnd. 1› Famintinana

Amin’ny fohiny CCC 1278

© Libreria Editrice Vaticana · Loharano: vatican.va

Ny fombam-pivavahana tsy azo avela amin’ny Batemy dia ny manatsoboka ao anaty rano ilay mpangataka batemy na mandraraka ny rano eo amin’ny lohany sady manonona ny anaran’ny Trinite Masina Indrindra, izany hoe ny Ray, ny Zanaka sy ny Fanahy Masina.

Ao amin’ny Famintinana: F256

Vakio ny toko manontolo 1. Ny sakramenta firosoana ho kristianina ¶1212–1419

Teo aloha¶1277 Manaraka¶1279
Glossa Catholica

Soratra Masina sy lahatsoratry ny Fiangonana Katôlika — maimaim-poana, tsy misy fifandraisana, tsy misy dokam-barotra, tsy misy fisoratana anarana.

Pejy

  • Fanamarihana
  • Kôlôfôna
  • Mianara
  • Tetiandro
  • Tranomboky

Asa soratra

  • Baiboly
  • Fampianaran’ny Fiangonana
  • Fampianarana sosialy
  • Katesizy
  • Lalàna kanonika
  • Mpampianatra
  • Questions
  • Vavaka

Ad maiorem Dei gloriam

Tsy nankatoavin’ny Fiketrahana Masina