CCC 13

Ny drafitr’ity Katesizy ity dia notakarina avy amin’ny fomba lehibe nifandovàna amin’ny fandrafetana katesizy izay mampiray ny katesezy amin’ireto “andry” efatra ireto : ny fiekem-pinoana ilaina amin’ny Batemy (ny Semboly), ny sakramentan’ny finoana, ny fivelomana ny finoana (ireo Didy), ny fivavahan’ny mpino (ny Rainay).

Vakio ny toko manontolo Teny mialoha ¶1–25

Notononina tao amin’ny 1

  • ¶13 Pastores Dabo Vobis(§36)