Hitsambikina amin’ny lahatsoratra
Fandraisana Tranomboky Baiboly Katesizy Fampianaran’ny Fiangonana Mpampianatra Vavaka Tetiandro Litorzia Questions Mianara
Fandraisana

Karohy ao amin’ny Na andramo

EscHidio ↑↓Afindrao

Katesizy› 2.Ny fankalazana ny mistery kristianinaFizarana 2› 2.Ny sakramenta fito an’ny FiangonanaSampana 2› 1.Ny sakramenta firosoana ho kristianinaToko 1› 3.Ny sakramentan’ny EokaristiaAnd. 3› VI.Ny fanasam-be momba ny PakaVI.› “Samia mandray sy mihinana amin’ity ianareo rehetra” : ny kômonio

CCC 1384

© Libreria Editrice Vaticana · Loharano: vatican.va

Miangavy antsika amin’ny fanasana maika ny Tompo mba handray Azy amin’ny sakramentan’ny Eokaristia: “Lazaiko marina dia marina aminareo fa raha tsy mihinana ny Nofon’ny Zanak’olona ianareo sy tsy misotro ny Rany, dia tsy hanana ny fiainana ao aminareo” (Jo 6,54).

Ao amin’ny Famintinana: F287

Vakio ny toko manontolo 1. Ny sakramenta firosoana ho kristianina ¶1212–1419

Teo aloha¶1383 Manaraka¶1385
Glossa Catholica

Soratra Masina sy lahatsoratry ny Fiangonana Katôlika — maimaim-poana, tsy misy fifandraisana, tsy misy dokam-barotra, tsy misy fisoratana anarana.

Pejy

  • Fanamarihana
  • Kôlôfôna
  • Mianara
  • Tetiandro
  • Tranomboky

Asa soratra

  • Baiboly
  • Fampianaran’ny Fiangonana
  • Fampianarana sosialy
  • Katesizy
  • Lalàna kanonika
  • Mpampianatra
  • Questions
  • Vavaka

Ad maiorem Dei gloriam

Tsy nankatoavin’ny Fiketrahana Masina