CCC 15

Ny fizarana faharoa amin’ity Katesizy ity no mamelabelatra ny hoe : ahoana ny maha-misy ao amin’ny asa masin’ny litorzian’ny Fiangonana (sampana voalohany), indrindra ao amin’ny sakramenta fito (sampana faharoa), ny famonjen’Andriamanitra, tontosa indray mandeha ihany tamin’ny alalan’i Jesoa-Kristy sy tamin’ny alalan’ny Fanahy Masina ?

Vakio ny toko manontolo Teny mialoha ¶1–25