CCC 1699
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Ny fiainana ao amin’ny Fanahy Masina no manatanteraka ny fiantsoana ny olombelona (toko voalohany). Fiainana natao ho amin’ny fitiavan’ Andriamanitra sy ny firaisan-kinan’ny olombelona (toko faharoa). Fiainana nomena tamim-pitiavana sy maimaim-poana ho Famonjena (toko fahatelo).
Vakio ny toko manontolo 1. Ny fiantsoana ny olombelona : ny fiainana ao amin’ny fanahy ¶1699–2051