CCC 17

Ny fizarana farany amin’ity Katesizy ity no mamelabelatra ny hevitra sy ny havesa-danjan’ny fivavahana eo amin’ny fiainan’ny mpino (sampana voalohany). Ny famoaboasana fohy ireo fangatahana fito amin’ny vavaky ny Tompo no mamarana izany (sampana faharoa). Satria, ao amin’ireo no ahitantsika ny fitambaran’ny soa izay tsy maintsy antenaintsika sy tian’ny Raintsika any an-danitra homena antsika.

Vakio ny toko manontolo Teny mialoha ¶1–25