Hitsambikina amin’ny lahatsoratra
Fandraisana Tranomboky Baiboly Katesizy Fampianaran’ny Fiangonana Mpampianatra Vavaka Tetiandro Litorzia Questions Mianara
Fandraisana

Karohy ao amin’ny Na andramo

EscHidio ↑↓Afindrao

Katesizy› 3.Ny fiainana ao amin’i KristyFizarana 3› 1.Ny fiantsoana ny olombelona : ny fiainana ao amin’ny fanahySampana 1› 1.Ny fahamendrehan’ny olombelonaToko 1› 5.Ny toetram-pitondran-tena amin’ny firehetam-poAnd. 5› I.Ny firehetam-poI.

CCC 1763

© Libreria Editrice Vaticana · Loharano: vatican.va

Anisan’ny lovasoa kristianina ny teny hoe “firehetam-po”. Anondroana ny fiontanam-po na ny fihetsi-pahatohinana ny hoe fihetseham-po na ny firehetam-po, izay mampirona hanao na tsy hanao eo anatrehan’izay tsapa na eritreretina ho tsara na ho ratsy.

Ao amin’ny Famintinana: F370

Vakio ny toko manontolo 1. Ny fahamendrehan’ny olombelona ¶1700–1876

Teo aloha¶1762 Manaraka¶1764
Glossa Catholica

Soratra Masina sy lahatsoratry ny Fiangonana Katôlika — maimaim-poana, tsy misy fifandraisana, tsy misy dokam-barotra, tsy misy fisoratana anarana.

Pejy

  • Fanamarihana
  • Kôlôfôna
  • Mianara
  • Tetiandro
  • Tranomboky

Asa soratra

  • Baiboly
  • Fampianaran’ny Fiangonana
  • Fampianarana sosialy
  • Katesizy
  • Lalàna kanonika
  • Mpampianatra
  • Questions
  • Vavaka

Ad maiorem Dei gloriam

Tsy nankatoavin’ny Fiketrahana Masina