Hitsambikina amin’ny lahatsoratra
Fandraisana Tranomboky Baiboly Katesizy Fampianaran’ny Fiangonana Mpampianatra Vavaka Tetiandro Litorzia Questions Mianara
Fandraisana

Karohy ao amin’ny Na andramo

EscHidio ↑↓Afindrao

Katesizy› 3.Ny fiainana ao amin’i KristyFizarana 3› 1.Ny fiantsoana ny olombelona : ny fiainana ao amin’ny fanahySampana 1› 1.Ny fahamendrehan’ny olombelonaToko 1› 5.Ny toetram-pitondran-tena amin’ny firehetam-poAnd. 5› II.Firehetam-po sy fiainana ara-môralyII.

CCC 1770

© Libreria Editrice Vaticana · Loharano: vatican.va

Ny fahalavorariana ara-môraly dia tsy ny mba handrisika ny olona hanao ny tsara amin’ny alalan’ny finiavany ihany, fa koa amin’ny alalan’ny fahalianan’ny nofony, araka ity tenin’ny salamo ity hoe : “Mientan-kafaliana amin’Andriamanitra velona ny foko sy ny nofoko” (Sal 84,3).

Ao amin’ny Famintinana: F371

Vakio ny toko manontolo 1. Ny fahamendrehan’ny olombelona ¶1700–1876

Teo aloha¶1769 Manaraka¶1771
Glossa Catholica

Soratra Masina sy lahatsoratry ny Fiangonana Katôlika — maimaim-poana, tsy misy fifandraisana, tsy misy dokam-barotra, tsy misy fisoratana anarana.

Pejy

  • Fanamarihana
  • Kôlôfôna
  • Mianara
  • Tetiandro
  • Tranomboky

Asa soratra

  • Baiboly
  • Fampianaran’ny Fiangonana
  • Fampianarana sosialy
  • Katesizy
  • Lalàna kanonika
  • Mpampianatra
  • Questions
  • Vavaka

Ad maiorem Dei gloriam

Tsy nankatoavin’ny Fiketrahana Masina