CCC 19
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Matetika, tsy naverina ara-bakiteny ny lahatsoratry ny Soratra Masina, fa miaraka fotsiny amin’ny fanondroana ny boky, ny toko ary ny andininy nanovozana azy ireny amin’ny naoty hoe (“jer.”). Mba hahaizana mandalina ny andalan-tSoratra Masina toy izao sy toy izao, dia tsara ny mijery ifotony ilay tena lahatsoratra feno. Ireo filazana tondromarika ao amin’ny Baiboly ireo dia fitaovana iray ampiasaina ho an’ny katesezy.