CCC 21

Ny tenin’olona tsahivina, natao amin’ny tarehin-tsora-madinika, notovozina tamin’ ny loharano samihafa : araka ny Aban’ny Fiangonana, ara-litorzia, ara-toniam-pampianarana na ara-tantaran’olomasina, dia natao hanatevenana ny famelabelarana ny fitambaram-pampianarana. Matetika no tsongaina ireny lahatsoratra ireny, mba hoentina ampiasaina mivantana amin’ny katesezy.

Vakio ny toko manontolo Teny mialoha ¶1–25