MG Amin’ny fohiny CCC 2189 © Libreria Editrice Vaticana · Loharano: vatican.va “Mitandrema ny andro sabata mba hankamasina Azy” (Det 5,12) . “Ho andro fialan-tsasatra tanteraka ny andro fahafito, voatokana ho an’ny Tompo” (Eks 31,15). Ao amin’ny Famintinana: F450 Vakio ny toko manontolo 1. « Ho tia ny Tompo Andriamanitrao ianao, amin’ny fonao manontolo, amin’ny fanahinao manontolo ary amin’ny sainao manontolo » ¶2083–2195 Teo aloha¶2188 Manaraka¶2190