Amin’ny fohiny CCC 2195
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Ny kristianina tsirairay dia tokony hisoroka ny fanerena ny hafa tsy amin’antony izay mety hanakana azy tsy hitandrina ny andron’ny Tompo.