CCC 22

Isaky ny famaranana lohahevi-dehibe iray, dia nasiana andian-dahatsoratra fohy maromaro, mamintina amin’ny rijan-teny manambatra ny votoatin’ny fampianarana. Ny kendrena amin’ireny “FAMINTINANA” ireny, dia ny hanome tolo-kevitra amin’ny katesezy eo an-toerana, amin’ny alalan’ny rijan-teny voaravona sy azo atao tsianjery.

Vakio ny toko manontolo Teny mialoha ¶1–25