CCC 220

“Mandrakizay” ny fitiavan’Andriamanitra (Iz 54,8) : “Satria mety hihataka ny tendrombohitra ary mety hihozongozona ny havoana, fa ny fitiavako Anao tsy mba hiala” (Iz 54,10). “Fitiavana mandrakizay no itiavako Anao ; izany no antony nampaharetako ny famindram-po Aminao” (Jer 31,3).

Vakio ny toko manontolo 1. Izaho mino an’Andriamanitra Ray ¶198–421

Notononina tao amin’ny 1