Hitsambikina amin’ny lahatsoratra
Fandraisana Tranomboky Baiboly Katesizy Fampianaran’ny Fiangonana Mpampianatra Vavaka Tetiandro Litorzia Questions Mianara
Fandraisana

Karohy ao amin’ny Na andramo

EscHidio ↑↓Afindrao

Katesizy› 3.Ny fiainana ao amin’i KristyFizarana 3› 2.Ny didy foloSampana 2› 2.« Ho tia ny namanao tahaka ny tenanao ianao »Toko 2› 4.Ny didy fahefatraAnd. 4› Famintinana

Amin’ny fohiny CCC 2256

© Libreria Editrice Vaticana · Loharano: vatican.va

Ny olom-pirenena dia voadidin’ny kônsiansy tsy hanaraka ny didin’ireo mpitondra firenena raha toa mifanohitra amin’izay takìn’ny lalàm-pitondran-tena izany didy izany. “Aleo manaiky an’Andriamanitra toy izay ny olombelona” (Asa 5,29).

Ao amin’ny Famintinana: F465

Vakio ny toko manontolo 2. « Ho tia ny namanao tahaka ny tenanao ianao » ¶2196–2557

Teo aloha¶2255 Manaraka¶2257
Glossa Catholica

Soratra Masina sy lahatsoratry ny Fiangonana Katôlika — maimaim-poana, tsy misy fifandraisana, tsy misy dokam-barotra, tsy misy fisoratana anarana.

Pejy

  • Fanamarihana
  • Kôlôfôna
  • Mianara
  • Tetiandro
  • Tranomboky

Asa soratra

  • Baiboly
  • Fampianaran’ny Fiangonana
  • Fampianarana sosialy
  • Katesizy
  • Lalàna kanonika
  • Mpampianatra
  • Questions
  • Vavaka

Ad maiorem Dei gloriam

Tsy nankatoavin’ny Fiketrahana Masina