CCC 23
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Aompana ao amin’ny famelabelarana ny fitambaram-pampianarana, ny fanamafisana ity Katesizy ity. Satria, irin’izy ity ny hanampy amin’ny fandalinam-pahalalana momba ny finoana. Amin’izany koa no itarihany ho amin’ny fahamatoran’io finoana io, ny fiorenany faka eo amin’ny fiainana sy ny fivelarany amin’ny fijoroana vavolombelona jer. CT 20-22; 25..