Hitsambikina amin’ny lahatsoratra
Fandraisana Tranomboky Baiboly Katesizy Fampianaran’ny Fiangonana Mpampianatra Vavaka Tetiandro Litorzia Questions Mianara
Fandraisana

Karohy ao amin’ny Na andramo

EscHidio ↑↓Afindrao

Katesizy› 3.Ny fiainana ao amin’i KristyFizarana 3› 2.Ny didy foloSampana 2› 2.« Ho tia ny namanao tahaka ny tenanao ianao »Toko 2› 5.Ny didy fahadimyAnd. 5› Famintinana

Amin’ny fohiny CCC 2327

© Libreria Editrice Vaticana · Loharano: vatican.va

Noho ireo fahavoazana amam-pahoriana sy tsy rariny ateraky ny ady rehetra, tsy maintsy ataontsika izay rehetra azo atao amim-pahendrena hisorohana izany. Hoy ny vavaky ny Fiangonana : “Amin’ny mosary sy ny pesta ary ny ady, afaho izahay, ry Tompo ! ”

Ao amin’ny Famintinana: F486

Vakio ny toko manontolo 2. « Ho tia ny namanao tahaka ny tenanao ianao » ¶2196–2557

Teo aloha¶2326 Manaraka¶2328
Glossa Catholica

Soratra Masina sy lahatsoratry ny Fiangonana Katôlika — maimaim-poana, tsy misy fifandraisana, tsy misy dokam-barotra, tsy misy fisoratana anarana.

Pejy

  • Fanamarihana
  • Kôlôfôna
  • Mianara
  • Tetiandro
  • Tranomboky

Asa soratra

  • Baiboly
  • Fampianaran’ny Fiangonana
  • Fampianarana sosialy
  • Katesizy
  • Lalàna kanonika
  • Mpampianatra
  • Questions
  • Vavaka

Ad maiorem Dei gloriam

Tsy nankatoavin’ny Fiketrahana Masina