MG CCC 2751 © Libreria Editrice Vaticana · Loharano: vatican.va Farany, amin’io vavaka io no anambaràn’i Jesoa amintsika sy anomezany antsika ny “fahalalana” tsy azo sarahina momba ny Ray sy ny Zanaka45 . jer. Jo 17,3.6-10.25. izay misterin’ny Fiainam-bavaka rahateo koa. Ao amin’ny Famintinana: F577 Vakio ny toko manontolo 3. Ny fiainam-bavaka ¶2697–2758 Teo aloha¶2750 Manaraka¶2752