Hitsambikina amin’ny lahatsoratra
Fandraisana Tranomboky Baiboly Katesizy Fampianaran’ny Fiangonana Mpampianatra Vavaka Tetiandro Litorzia Questions Mianara
Fandraisana

Karohy ao amin’ny Na andramo

EscHidio ↑↓Afindrao

Katesizy› 4.Ny fivavahana kristianinaFizarana 4› 1.Ny fivavahana eo amin’ny fiainana kristianinaSampana 1› 3.Ny fiainam-bavakaToko 3› 2.Ny tolom-bavakaAnd. 2› Famintinana

Amin’ny fohiny CCC 2752

© Libreria Editrice Vaticana · Loharano: vatican.va

Mitaky ezaka sy tolona amin’ny tenantsika ihany sy amin’ny hafetsen’ny Mpaka fanahy ny vavaka. Ny tolom-bavaka dia tsy azo sarahina amin’ny “adim-panahy” ilaina hoenti-miasa andavanandro araka ny Fanahin’i Kristy: tahaka ny miaina ny mivavaka, satria tahaka ny mivavaka ny miaina.

Ao amin’ny Famintinana: F573

Vakio ny toko manontolo 3. Ny fiainam-bavaka ¶2697–2758

Teo aloha¶2751 Manaraka¶2753
Glossa Catholica

Soratra Masina sy lahatsoratry ny Fiangonana Katôlika — maimaim-poana, tsy misy fifandraisana, tsy misy dokam-barotra, tsy misy fisoratana anarana.

Pejy

  • Fanamarihana
  • Kôlôfôna
  • Mianara
  • Tetiandro
  • Tranomboky

Asa soratra

  • Baiboly
  • Fampianaran’ny Fiangonana
  • Fampianarana sosialy
  • Katesizy
  • Lalàna kanonika
  • Mpampianatra
  • Questions
  • Vavaka

Ad maiorem Dei gloriam

Tsy nankatoavin’ny Fiketrahana Masina