CCC 2761
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
“Famintinana marina tokoa ny Evanjely manontolo ny Fivavahan’ny Tompontsika” . Tertullien or. 1,6.. “Tamin’ny nampitan’ny Tompo ho antsika io rijan-tenim-pivavahana io, dia nampiany hoe : “Mangataha, dia hahazo ianareo” (Jo 16,24). Ny tsirairay àry dia samy afaka manondrotra vavaka samihafa any an-danitra araka ny ilainy, nefa ny anombohana lalandava izany dia ny Vavaky ny Tompo, izay mitoetra ho vavaka fototra” . Tertullien or. 10..
Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865