CCC 2762
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Taorian’ny nampisehoana hoe : ahoana no maha-sakafo fototry ny fivavahana kristianina ny Salamo ? sy ny maha-fihaonana izany ao amin’ny fangatahana amin’ny Rainay ? dia hoy i Md Augustin mamarana hoe :
“Tetezo daholo ny vavaka rehetra izay ao amin’ny Soratra Masina, fa tsy mino aho hoe mety hahita zavatra izay tsy ao anatin’ny Fivavahan’ny Tompontsika ianareo . Md Augustin in Ep. 130,12,22..
Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865