Amin’ny fohiny CCC 2773
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Ho valin’ny fangatahan’ireo mpianany (“Tompo ô, ampianaro mivavaka izahay” : Lk 11,1), no nanankinan’i Jesoa tamin’izy ireo ny vavaka fototra kristianina, dia ny Rainay izany.
Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865