Amin’ny fohiny CCC 2775
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Antsoina hoe “Vavaky ny Tompo” izy, satria avy amin’i Jesoa Tompo, Mpampianatra sy Môdely amin’ny fivavahantsika no nahazoantsika azy.
Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865