CCC 2786
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Momba an’Andriamanitra ny hoe Rai“nay”. Io mpamaritra io, amintsika, dia tsy manambara fananana tsy akory, fa milaza fifandraisana tena vaovao amin’Andriamanitra.
Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865