CCC 2788
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Satria vavaky ny Vahoakany amin’ny “andro farany” ny Vavaky ny Tompo, koa ny hoe Rai“nay” dia maneho fa azo antoka marina ny fanantenantsika amin’ny fampanantenana farany ataon’Andriamanitra : ao amin’ilay Jerosalema vaovao, hoy Izy amin’ny mpandresy : “Izaho ho Andriamaniny ary izy ho zanako” (Apôk 21,7).
Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865