CCC 2791

Noho izany, na misy aza ny fisaraham-bazana eo amin’ny kristianina, dia mijanona ho fananana iombonana sy antso maika ho an’ny vita batemy rehetra ny vavaka Rai“nay”. Noho ny fiombonam-pinoana an’i Kristy sy noho ny Batemy, dia tokony handray anjara izy ireo amin’ny vavak’i Jesoa ho an’ny firaisan’ny mpianany . jer. EK 8; 22..

Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865