Amin’ny fohiny CCC 2798
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Afaka miantso an’Andriamanitra ho “Ray” isika, satria ny Zanak’ Andriamanitra tonga olombelona no nanambara Azy tamintsika, izay ao Aminy, amin’ny alalan’ny Batemy, no nanakambanana sy nananganana antsika ho zanak’Andriamanitra.
Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865