CCC 2808
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Tamin’ny fotoana raikitra amin’ny fitantanam-pamonjeny Andriamanitra no nanambara ny Anarany, nefa niaraka tamin’ny fanatanterahany ny tsanganasany no nanambaràny izany. Ary tsy ho tontosa ho antsika sy ao anatintsika io tsanganasa io, raha tsy hamasinin’ny tenantsika sy ao amintsika ny anarany.
Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865