CCC 2811
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Ary, na teo aza ny Lalàna masina izay nomena azy sy naverin’ilay Andriamanitra Masina taminy . jer. Lev 19,2: "Aoka ho masina ianareo, satria masina Aho, Andriamanitrareo"., ary na naharitra aza ny Tompo, “noho ny Anarany” dia niodina tamin’ilay Masin’i Israely ny vahoaka ary nanevateva ny anarany teo amin’ireo firenena . jer. Ezek 20; 36.. Izany indrindra no nahatonga ireo olo-marin’ny Fanekem-pihavanana Taloha, ireo mahantra tafaverina avy tany an-tsesitany ary ireo mpaminany, hirehim-pitiavana ny anarany.
Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865