CCC 2826

Amin’ny alalan’ny vavaka izany no ahafahantsika “manavaka hoe : inona no sitrapon’Andriamanitra ?” (Rôm 12,2) . jer. Rôm 12,2; Efez 5,17., sy mahazo “ny faharetana mba hanatanterahana izany” . jer. Heb 10,36.. Ampianarin’i Jesoa antsika fa ny idiran’ny olona any amin’ny Fanjakan’ny lanitra, dia tsy amin’ny teny, fa “amin’ny fanaovana ny sitrapon’ny Raiko izay any an-danitra” (Mt 7,21).

Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865