CCC 2832
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Ny zava-baovao momba ny Fanjakan’Andriamanitra, toy ny lalivay ao anatin’ny koba, dia tokony hamonto ny tany amin’ny alalan’ny Fanahin’i Kristy . jer. APL 5.. Tokony hiseho izany amin’ny alalan’ny fanorenana ny fahamarinana eo amin’ny fifandraisan’ny tsirairay sy ny fiaraha-monina, ny ara-piharian-karena sy ny iraisam-pirenena, amin’ny tsy fanadinoana na oviana na oviana fa tsy misy rafitra ara-drariny raha tsy ny olona no miezaka ho marina.
Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865
Notononina tao amin’ny 1
- ¶2832 Compendium de la doctrine sociale de l'Église(201)