CCC 2841
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Tena manan-danja io fangatahana io, fa izy irery no naverin’ny Tompo sy novelabelariny tamin’ny toriteny teo an-Tendrombohitra . jer. Mt 5,23-24.; 6,14-15; Mk 11,25.. Izany fitakiana lehibe dia lehibe momba ny misterin’ny fanekem-pihavanana izany dia tsy mety ho vitan’olombelona. Kanefa “vitan’Andriamanitra ny zavatra rehetra” (Mt 19,26).
Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865