CCC 2851
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Amin’io fangatahana io, tsy hevi-dravina ny hoe ny Ratsy, fa manondro olona, i Satàna, ilay Ratsy, ny anjely izay manohitra an’Andriamanitra. Ny “devoly” (dia-bolos) dia ilay izay “mitsivalam-pandry” amin’ny fandaharan’ Andriamanitra sy amin’ny “tsanganasam-pamonjeny” tanteraka ao amin’i Kristy.
Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865