CCC 2856

“Ary rahefa vita ny vavaka, hoy Ianao hoe : Amen, amin’ny fanaovana sonia fanamarinana ny sonia vita rahateo amin’ny alalan’io Amen io, izay midika hoe : “Ho tanteraka tokoa anie izany” . jer. Lk 1,38. izay raketin’ny vavaka nampianarin’Andriamanitra antsika” . Md Cyrille de Jérusalem, catech. myst. 5,18..

Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865