Amin’ny fohiny CCC 2857

Ao amin’ny “Rainay”, ny votoatin’ny fangatahana telo voalohany dia ny Voninahitry ny Ray : ny fankamasinana ny Anarany, ny fahatongavan’ny Fanjakany ary ny fanatanterahana ny sitrapon’Andriamanitra. Ny efatra hafa dia maneho Aminy ny faniriantsika : mahakasika ny fiainantsika mba hamelomana azy na mba hanasitranana azy amin’ny fahotana ireo fangatahana ireo, ary mifandray amin’ny ady ataontsika ho amin’ny fandresen’ny Tsara ny Ratsy.

Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865