Amin’ny fohiny CCC 2859
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Amin’ny fangatahana faharoa, ny Fiangonana dia mitsinjo indrindra ny fiverenan’i Kristy sy ny fahatongavana faran’ny Fanjakan’Andriamanitra. Mivavaka koa ny Fiangonana ho an’ny fitomboan’ny Fanjakan’ Andriamanitra eo amin’ny “anio” ny fiainantsika.
Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865