Amin’ny fohiny CCC 2860
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Amin’ny fangatahana fahatelo, mangataka amin’ny Raintsika isika hampiray ny sitrapontsika amin’ny an’ny Zanany mba hanatanteraka ny fandaharam-pamonjeny eo amin’ny fiainan’izao tontolo izao.
Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865