Amin’ny fohiny CCC 2862
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Ny fangatahana fahadimy no mitalaho ny famindram-pon’Andriamanitra noho ny fahotantsika, izay tsy ho afaka haninteraka ao am-pontsika raha tsy mahay mamela ny fahavalontsika isika, amin’ny oha-piainana sy miaraka amin’ny fanampian’i Kristy.
Vakio ny toko manontolo 2. Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” ¶2759–2865