Amin’ny fohiny CCC 383
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
“Tsy noarìn’Andriamanitra hanirery ny olombelona : hatrany am-piandohana, dia “lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo”(Jen 1,27); ny fikambanan’izy ireo no manatanteraka ny endrika voalohan’ny fiombonana eo amin’ny samy olombelona” FAA 12, § 4..
Vakio ny toko manontolo 1. Izaho mino an’Andriamanitra Ray ¶198–421