CCC 4

Vetivety dia nantsoina hoe katesezy ny asa manontolo ezahina atao ao amin’ny Fiangonana mba hahatonga ny olona ho mpianatr’i Jesoa, mba hanampy azy ireo hino fa Izy no Zanak’Andriamanitra, ka hananan’izy ireo ny fiainana amin’ny Anarany, amin’ny finoana, mba hanabe azy ireo sy hampianatra azy ireo amin’io fiainana io ary handrafetana amin’izany ny Vatan’i Kristy jer. CT 1..

Vakio ny toko manontolo Teny mialoha ¶1–25