Amin’ny fohiny CCC 452

“Andriamanitra mamonjy” no dikan’ny anarana hoe Jesoa. Ny zaza naterak’i Maria Virjiny dia antsoina hoe “Jesoa”, “fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin’ny fahotan’izy ireo” (Mt 1,21) : “Tsy misy anaran-kafa eto ambanin’ny lanitra nomena ny olona, mba hahazoantsika famonjena” (Asa 4,12).

Vakio ny toko manontolo 2. Izaho mino an’i Jesoa-Kristy, Zanaka Lahitokan’Andriamanitra ¶422–682