Amin’ny fohiny CCC 453
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
“Voahosotra”, “Mesia” no dikan’ny anarana hoe Kristy. I Jesoa no Kristy, satria “Andriamanitra no nanosotra Azy tamin’ny Fanahy Masina sy ny hery” (Asa 10,38). Izy no “Ilay izay tsy maintsy ho avy” (Lk 7,19), fototry ny “fanantenan’i Israely” (Asa 28,20).
Vakio ny toko manontolo 2. Izaho mino an’i Jesoa-Kristy, Zanaka Lahitokan’Andriamanitra ¶422–682