CCC 5
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
“Ny katesezy dia fanabeazana ara-pinoana ny ankizy, ny tanora ary ny olon-dehibe, izay mifantoka manokana amin’ny fampianarana ny fitambaram-pinoana kristianina, omena ankapobeny amin’ny fomba mirindra sy mitohy, mba hirosoana amin’ny hafenoam-piainana kristianina jer. CT 18.”.