Amin’ny fohiny CCC 622
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Toy izao ny fanavotan’i Kristy : “Tonga Izy hahafoy ny ainy ho fanavotana ny be sy ny maro” (Mt 20,28), izany hoe “tia ny azy hatramin’ny farany” (Jo 13,1), mba ho afaka amin’ny fitondran-tena tsy mahasoa nentim-paharazana izy ireo jer. 1 Pi 1,18..
Vakio ny toko manontolo 2. Izaho mino an’i Jesoa-Kristy, Zanaka Lahitokan’Andriamanitra ¶422–682