Amin’ny fohiny CCC 623
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Tamin’ny fanekena feno fitiavana an-dRainy, “hatramin’ny fahafatesana teo amin’ny Hazofijaliana” (Filip 2,8), no nanatontosan’i Jesoa ny iraka fanoneran’ilay Mpanompo mijaly jer. Iz 53,10., izay nanamarina ny be sy ny maro tamin’ny nivesaran’ny Tenany ny helok’izy ireo jer. Iz 53,11; Rôm 5,19..
Vakio ny toko manontolo 2. Izaho mino an’i Jesoa-Kristy, Zanaka Lahitokan’Andriamanitra ¶422–682